| | | |
| | | |  | Eny indrisy ! tsy hitony ! Fara hery : manadino. Fa ny tsy ho tia intsony 'Zany kosa aza mino ! -- Tsy tsaroako intsony na firy taona aho na firy taona no nahay izany andalan-tononkalo izany ary tsy fantatro akory izay nanoratra azy. Toy ny ankamaroan'ny vanton-jaza naratram-pitia dia izay koa no mba nataoko fihononana sy fampitrakan- doha fa lehilahy. |  |
| |  |
| |
| | | |
| | | |  | | Soratra Masina na Tenin'Andriamanitra ny Baiboly (Boky 66). Tsy misy diso ny Soratra Masina tany am-potony ary hany fahefana amin'ny finoana sy ny fiainana kristiana. |  |
| |  |
| |
| | | |
| | | |  | Lohahevitra amin' ity volana ity: Henoy ny Tenin'Andriamanitra. Alahady faha 2 amin' ny volana Aprily. -- Vakiteny: Jos/Josh 3.9-17; Lio/Lk 11.27-32; Jak/Jas 1.19-21. |  |
| |  |
| |
| | | |
| | | |  | Sary nandritry ireo fotoana samihafa teto amin'ny FKM-NY. Fitokanana ny FKM-NY 21 Sept. 2008 natrehan'i Prezida Marc Ravalomanana. Fetimpirenena 2007. -- Fandalovan'ny Pasitera Lala Rasendrahasina. |  |
| | 
|
| |
| | | |
| | | |  | Pejy ahitan-tsika ireo takelaka miresaka fivavahana kristianina. -- Napetraka ity mba isokafan-tsika mianakavy amin'ireo havana aman-tsakaiza aty ampitan-dranomasina na any Madagasikara. |  |
| |  |
| |
| | | |
| | | |  | Gazety avoakan'ny Fiangonana Kristianina Malagasy eto New York (FKM-NY). Ilazalazana ny fiainam-piangonana sy ny vaovao hiraisan'ny Malagasy eto New York sy ny manodidina. |  |
| |  |
| |
| | | |
| | | |  | Mahasambatra kokoa ny manome noho ny mandray. Mahasoa kokoa ny mihaino noho ny miteny. -- Raha mety ny atao dia misaora ny avo, fa raha tsy mety ny atao dia mbola misaora ihany ny avo. |  |
| |  |
| |