<!--
var date = new Date();
var day = date.getDate();
var month = date.getMonth();
var year = date.getYear();

if (day == 1) 
{
document.write("Sambatra ny firenena izay manana an'i Jehovah ho Andriamaniny. (Salamo 33. 12)")
}
if (day == 2) 
{
document.write("Dia haha­tonga anao ho firenena lehibe Aho sady hitahy anao sy hahalehibe ny anaranao; ary ho fitahiana tokoa hianao. (Genesisy 12. 2)")
}
if (day == 3) 
{
document.write("Aza miteny ratsy ny mpanapaka ny firenenao. (Eksodosy 22. 27)")
}
if (day == 4) 
{
document.write("Ento miakatra ity firenena ity. (Eksodosy 33. 12 )")
}
if (day == 5) 
{
document.write("Mba ho fantatry ny firenena rehetra ambonin'ny tany fa Jehovah no Andriamanitra, fa tsy misy afa-tsy Izy. (1 Mpanjaka 8. 60)")
}
if (day == 6) 
{
document.write("Fa ny andriamanitry ny firenena rehetra dia tsinontsinona, fa Jehovah no nanao ny lanitra. (1 Tantara 16. 26)")
}
if (day == 7) 
{
document.write("Ry firenena, manomeza an'i Jehovah, eny, manomeza voninahitra sy hery ho an'i Jehovah. (1 Tantara 16. 28)")
}
if (day == 8) 
{
document.write("Raha ny oloko izay nantsoina amin’ny anarako ho avy hanetry tena ka hivavaka sy hitady ny tavako ary hiala amin’ny ratsy fanaony, dia hihaino any an-danitra Aho ka hamela ny helony ary hahasitrana ny taniny. (2 Tantara 7. 14)")
}
if (day == 9) 
{
document.write("Mahalehibe ny firenena Izy, nefa mandringana azy koa. (Joba 12. 23)")
}
if (day == 10) 
{
document.write("Ambarao any amin'ny jentilisa ny voninahiny Ary any amin'ny firenena rehetra ny fahagagana ataony. (Salamo 96. 3)")
}
if (day == 11) 
{
document.write("Miderà an'i Jehovah, miantsoa ny anarany; Ataovy fantatra any amin'ny firenena ny asany. (Salamo 105. 1)")
}
if (day == 12) 
{
document.write("Eny, maro ny firenena no hiainga ka hanao hoe: Andeha isika hiakatra any an-tendrombohitr'i Jehovah, Ho any an-tranon'Andriamanitr'i Jakoba, Mba hampianarany antsika ny amin'ny lalany, Ka handehanantsika amin'ny atorony; (Isaia 2. 3)")
}
if (day == 13) 
{
document.write("Miderà an'i Jehovah, miantsoa ny anarany, ampahafantaro any amin'ny firenena ny asany. Ampahatsiarovy fa efa misandratra ny anarany. (Isaia 12. 4)")
}
if (day == 14) 
{
document.write("Indro, nataoko vavolombelona ho an'ny firenena Izy, ho mpanapaka sy komandy amin'ny firenena. (Isaia 55. 4)")
}
if (day == 15) 
{
document.write("Ianareo izay mpampahatsiaro an'i Jehovah, aza mitsahatra. (Isaia 62. 6)")
}
if (day == 16) 
{
document.write("Moa efa nisy firenena nanova ny andriamaniny va? Nefa ireny dia tsy Andriamanitra akory. Fa ny oloko kosa efa nanakalo ny voninahiny tamin'ireny tsy mahasoa ireny. (Jeremia 2. 11)")
}
if (day == 17) 
{
document.write("Fa tsy ho any amin'ny firenena miboediboedi-piteny sy miboeriboerika no anirahana anao, fa ho any amin'ny taranak'Isiraely ihany; (Ezekiela 3. 5)")
}
if (day == 18) 
{
document.write("Ringana ny oloko noho ny tsi-fisian'ny fahalalana. (Hosea 4. 6)")
}
if (day == 19) 
{
document.write("Fa ny firenena rehetra samy mandeha amin'ny anaran'ny andriamaniny avy; Fa isika kosa handeha amin'ny anaran'i Jehovah Andriamanitsika mandrakizay doria. (Mika 4. 5)")
}
if (day == 20) 
{
document.write("Ary hotorina amin'izao tontolo izao ity filazantsaran' ny fanjakana ity ho vavolombelona amin'ny firenena rehetra, dia vao ho tonga ny farany. (Matio 24. 14)")
}
if (day == 21) 
{
document.write("Ny sasany mitoky amin'ny kalesy, ary ny sasany amin'ny soavaly; Fa raha izahay kosa, dia ny anaran'i Jehovah Andriamanitray no hoderainay. (Salamo 20. 7)")
}
if (day == 22) 
{
document.write("Ny tahotry ny ratsy fanahy hihatra aminy; Fa ny irin'ny marina no homena azy. (Ohabolana 10. 24)")
}
if (day == 23) 
{
document.write("Ny fahatahorana an'i Jehovah no mahela velona; Fa ny taonan'ny ratsy fanahy hahafohezina. (Ohabolana 10. 27)")
}
if (day == 24) 
{
document.write("Tsy avelan'i Jehovah ho mosarena ny fanahin'ny marina; (Ohabolana 10. 3)")
}
if (day == 25) 
{
document.write("Fa ny fitiavana manarona ny ota rehetra. (Ohabolana 10. 12)")
}
if (day == 26) 
{
document.write("Ny fitahian'i Jehovah no mampanan-karena. (Ohabolana 10. 22)")
}
if (day == 27) 
{
document.write("Fa izao no lazain'i jehovah amin'ny taranak'Isiraely; Tadiavo Aho, dia ho velona ianareo; (Amosa 5. 4)")
}
if (day == 28) 
{
document.write("Tsy manao na inona na inona tokoa Jehovah Tompo, raha tsy milaza ny heviny amin'ny mpaminany mpanompony. (Amosa 3. 7)")
}
if (day == 29) 
{
document.write("Ao amin'ny fitoerana avo sy masina no onenako, ary ao amin'ny torotoro fo sy ny manetry tena, (Isaia 57. 15)")
}
if (day == 30) 
{
document.write("Fa hataoko ahoana no fijery ny loza hanjo ny fireneko? Ary ataoko ahoana no fijery ny fandringanana ny havako? (Estera 8. 6)")
}
if (day == 31) 
{
document.write("Ny Fanahin'i Jehovah no ato amiko, satria nanosotra ahy hitory teny soa mahafaly amin'ny malahelo Izy; (Lioka 4. 18)")
}

//-->
